Teny iditra | miady hevitra | |
Singan-teny | miady ; hevitra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny anglisy | To argue, to discuss [1.2] | |
Voambolana | Filôzôfia | |
Tovy hevitra | miady saina ~ mifanolana ~ mifandapa ~ mifandahatra ~ mifandany ron-doha ~ mifamandraka ~ mifanjinja ~ mifanditra ~ mifandohika ~ mifanjihitra ~ mifandafatra | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/25 |